Andeha isika (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika hiara-anandram-peo!
hiara hisaotra an Andriamanitra!
Fa samy notsimbininy avokoa
ka velon’ aina eto anio izao.
Maro ireo utnax mbola tsy mahatsapa
ny fitiavan tononkira.serasera.org Andriamanitra
ka tsy mahay mamaly fitia
an’ Andriamanitra fitiavana.
Isika kosa, venteso sy hira
aleloia aleloia dera!
derao ny Tompo
ilay Tompo tia
fa ny fitiavany no iainantsika.
Andeha isika hiara hanandra-peo
hiara-hangatam-pahasoavana
Ho weler entitsika, hamakivaky ny onja!
Ny onjam-piainantsika eto an-tany.
Be mpankahala anefa osa isika
kely finoana kely herim-po
koa mba tohano, sy tantano
tolory tanana izahay Jesoa.
fa ianao no hery ianao no toky
ianao no andry hianteheranay
Matoky izahay azfgpgni manana anao
ka ho mpandresy miaraka aminao.
Mr Basile RAMANANTSOA
hiara hisaotra an Andriamanitra!
Fa samy notsimbininy avokoa
ka velon’ aina eto anio izao.
Maro ireo utnax mbola tsy mahatsapa
ny fitiavan tononkira.serasera.org Andriamanitra
ka tsy mahay mamaly fitia
an’ Andriamanitra fitiavana.
Isika kosa, venteso sy hira
aleloia aleloia dera!
derao ny Tompo
ilay Tompo tia
fa ny fitiavany no iainantsika.
Andeha isika hiara hanandra-peo
hiara-hangatam-pahasoavana
Ho weler entitsika, hamakivaky ny onja!
Ny onjam-piainantsika eto an-tany.
Be mpankahala anefa osa isika
kely finoana kely herim-po
koa mba tohano, sy tantano
tolory tanana izahay Jesoa.
fa ianao no hery ianao no toky
ianao no andry hianteheranay
Matoky izahay azfgpgni manana anao
ka ho mpandresy miaraka aminao.
Mr Basile RAMANANTSOA
--------
Rohy:
