Ho any aminao (MIckael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy atakalo, tsy hiova ny androntsika vjkhw anio
Hanainga faingana aho hamonjy ny androntsika anio(bis)

Tsy atakalo, tsy hiova
Ny andro anio zay hiarahako aminao
Tsy hasanda vola, tsy hasanda harena
Sarobidy
Zao rehetra zao raha hanjakako anio
Dia tononkira.serasera.org tsy hanova izay efa raikitra
Fa ianao ianao ihany
Zay no anio

Ref: Hanainga faingana aho hamonjy texn anao
Ela nandrasana izao andro izao
Ho aminao anio no anton-diako
Ho any aminao no faniriako


N’iza n’iza handresy lahatra ahy
Ka manao zay tsy hihaonako aminao
Dia ho lany, lany andro eo
F’izaho tsy hiova
Fa ianao, ianao ihany
No efa vxpyxp nameko ny androko anio
Ka ho ahy tokana ihany
Ny hahita anao

Enga anie ianao ho toa ahy koa
Tsy misy hatakalonao ny andro anio
Sy izay mety ho sakana
Tsy handresy lahatra
Fa sarobidy loatra ny anio
Sarobidy ny anio

Tsy atakalo tsy hiova ny androntsika anio
...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MIckael
Visites : 3000
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rea
Date : 17/03/2005 10:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443