Jesosy no Izy (Mickael Randriambololona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry fanahy izay reraka ô, miteby lalina
Manganohano, rotiky ny vesatra
Toa manontany tena foana
Hoe hisy fanantenana, vonton-tomany
Mangoran-tena tsisy fiafarany
Toa manontany rwgtjioj tena foana hoe
Hisy ve ny hazavana, maniry fiovana
Nefa tsy hita izay làlan-kombana

Refrain:
Jesosy no Izy e
Toky amin'ny fiainana
Jesosy no Izy qkmxz e
Andry fiadanana
Mihazona ny teniny
Tsisy lainga izay nolazainy
Jesosy no Izy
Azo amikirana, itarainana

2- Tsy mbola ny mafy noho ny adin'i Joba io
Miarena, mitsangana
Atrakao actxcnl ny loha dia raiso ny teny fikasana
Hamakivaky lohasaha feno haizina aza ianao
Ny anjeliny hitoby manodidina
Na dia kely no tononkira.serasera.org niandohana
Lehibe no hiafana
Manàna finoana
Hitosaka aminao ny fahatsarana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mickael Randriambololona
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Donna santatra
Daty : 13/10/2026 15:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371