Jesosy no Izy (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry fanahy izay reraka ô, tyhgly miteby lalina
Manganohano, rotiky tononkira.serasera.org ny vesatra
Toa manontany tena foana
Hoe hisy fanantenana, vonton-tomany
Mangoran-tena tsisy fiafarany
Toa manontany tena foana hoe
Hisy mdopzh ve ny hazavana, maniry fiovana
Nefa tsy hita izay làlan-kombana
Refrain:
Jesosy no Izy e
Toky amin'ny fiainana
Jesosy no Izy e
Andry fiadanana
Mihazona ny teniny
Tsisy lainga izay nolazainy
Jesosy no Izy
Azo amikirana, itarainana
2- Tsy mbola ny mafy noho ny adin'i Joba io
Miarena, mitsangana
Atrakao kajjhloa ny loha dia raiso ny teny fikasana
Hamakivaky lohasaha feno haizina aza ianao
Ny anjeliny hitoby manodidina
Na dia kely no niandohana
Lehibe no hiafana
Manàna finoana
Hitosaka aminao ny fahatsarana
Manganohano, rotiky tononkira.serasera.org ny vesatra
Toa manontany tena foana
Hoe hisy fanantenana, vonton-tomany
Mangoran-tena tsisy fiafarany
Toa manontany tena foana hoe
Hisy mdopzh ve ny hazavana, maniry fiovana
Nefa tsy hita izay làlan-kombana
Refrain:
Jesosy no Izy e
Toky amin'ny fiainana
Jesosy no Izy e
Andry fiadanana
Mihazona ny teniny
Tsisy lainga izay nolazainy
Jesosy no Izy
Azo amikirana, itarainana
2- Tsy mbola ny mafy noho ny adin'i Joba io
Miarena, mitsangana
Atrakao kajjhloa ny loha dia raiso ny teny fikasana
Hamakivaky lohasaha feno haizina aza ianao
Ny anjeliny hitoby manodidina
Na dia kely no niandohana
Lehibe no hiafana
Manàna finoana
Hitosaka aminao ny fahatsarana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mickael RandriambololonaHits : 20
Likes : 0 Like
Created by : Donna santatra
Date : 13/10/2026 15:06
