Hahita Azy (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Hahita an'i Jesôsy aho, Hahita mivantana Azy aho"
Miaina amin'ny segondra farany wqrfld aho izao
Hifarana e! sy ho potika izao rehetra izao
Efa tanteraka avokoa ny jxbbvux voalazan'ny baiboly
'Ty tany tononkira.serasera.org ity ho ringana tsy ho hita intsony
Hanjavona!
Tehirizo, fikiro tsy hiala aho Ray ô!
Ho an'isany ireo izay ho fidinao
Ho any an-danitra!
Hanatratra ny nofoko ho tanteraka!
Mba tsy txtkred ho very maina ireo ezaka!
Fa ho avy ny fotoana, ampakarana ahy
Tsy very ny fanompoko, fa hanamarina ahy e!
Hahita!, mivantana Azy aho.
Ny Andriamanitro mihintsy no handray ahy
Ny satro-boninaitro ho hasatrony ahy e!
Hitoetra!, eo akaikiny aho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mickael RandriambololonaVangy : 1087
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 27/11/2024 11:19