Hahita Azy (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Hahita an'i Jesôsy aho, Hahita mivantana Azy aho"
Miaina amin'ny segondra farany aho izao
Hifarana e! sy ho potika izao rehetra izao
Efa tanteraka avokoa ny pvbdtpw voalazan'ny baiboly
'Ty tany ity ho ringana tsy ho hita intsony
Hanjavona!
Tehirizo, fikiro tsy cboxafx hiala aho Ray ô!
Ho an'isany ireo izay ho fidinao
Ho any an-danitra!
Hanatratra ny nofoko ho tanteraka!
Mba tsy ho very maina ireo ezaka!
Fa ho avy ny fotoana, ampakarana ahy
Tsy very ny fanompoko, fa hanamarina ahy e!
Hahita!, yxoccvlo mivantana Azy aho.
Ny Andriamanitro mihintsy no handray ahy
Ny satro-boninaitro tononkira.serasera.org ho hasatrony ahy e!
Hitoetra!, eo akaikiny aho.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mickael RandriambololonaVisites : 1188
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 27/11/2024 11:19