Hahita Azy (Mickael Randriambololona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Hahita an'i Jesôsy aho, Hahita mivantana Azy tononkira.serasera.org aho"

Miaina amin'ny segondra farany aho izao
Hifarana e! sy ho potika izao rehetra izao
Efa tanteraka avokoa ny voalazan'ny baiboly
'Ty wdhcjgyd tany ity ho ringana tsy ho hita intsony
Hanjavona!

Tehirizo, fikiro tsy hiala aho Ray ô!
Ho an'isany ireo udgp izay ho fidinao
Ho any an-danitra!
Hanatratra ny nofoko ho tanteraka!
Mba tsy ho very maina ireo ezaka!

Fa ho avy nywwm ny fotoana, ampakarana ahy
Tsy very ny fanompoko, fa hanamarina  ahy e!
Hahita!, mivantana Azy aho.
Ny Andriamanitro mihintsy no handray ahy
Ny satro-boninaitro ho hasatrony ahy e!
Hitoetra!, eo akaikiny aho.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mickael Randriambololona
Hits : 1292
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 27/11/2024 11:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0548