Adidiko ianao (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reko ireo talaho
Sy fitarainanao isan'andro izao
Tampi-dalan-kaleha manjonitra irery
Fa tsy hita izay atao.
Hikararakara anao Aho
Ho atosiko ianao ho eo amin'ny fahombiazana
Aza matahotra na mitanondrika
Fa mpandresy ianao. (X2)
Ref:
Tsy ny fiainanao anio no
hamaritra a!
Sy anambara ny ampitso hoe very lalana!
Efa ny heriko sy ny tanako ny tononkira.serasera.org hitantana ny mombanao
Aza misalasala f'Izaho ilay Kapiteny ny fiainanao.
....
Adidiko ianao, ary asan'ny tanako
Tsy very ny vavakao fa tonga eto anatrehako
Fafao ny ranomaso aza mitomany
Manantona aty omeko tambitamby
Tena tiako ianao ry jzazgo zanako
An-tsandriko ny hoavinao!! aykc ô ôh!!
Ref:
Tsy ny fiainanao anio no
hamaritra a!
Sy anambara ny ampitso hoe very lalana!
Efa ny heriko sy ny tanako ny hitantana ny mombanao
Aza misalasala f'Izaho ilay Kapiteny ny fiainanao. (X2)
Aza misalasala f'Izaho ilay Kapiteny ny pgmsyo fiainanao. (X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mickael RandriambololonaVangy : 1471
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 25/07/2022 11:12