Adidiko ianao (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reko ireo talaho
Sy fitarainanao isan'andro izao
Tampi-dalan-kaleha manjonitra irery
Fa tsy hita izay atao.
Hikararakara anao Aho
Ho atosiko ianao ho eo amin'ny fahombiazana
Aza matahotra na mitanondrika
Fa mpandresy ianao. tononkira.serasera.org (X2)
Ref:
Tsy ny fiainanao anio no
hamaritra a!
Sy anambara ny ampitso hoe very lalana!
Efa ny heriko sy ny tanako ny hitantana ny mombanao
Aza misalasala f'Izaho ilay Kapiteny ny fiainanao.
....
Adidiko ianao, ary asan'ny tanako
Tsy very ny nabynd vavakao fa tonga eto anatrehako
Fafao ny ranomaso aza mitomany
Manantona aty omeko tambitamby
Tena yywufe tiako ianao ry zanako
An-tsandriko ny hoavinao!! ô ôh!!
Ref:
Tsy ny fiainanao anio no
hamaritra a!
Sy anambara ny ampitso hoe very lalana!
Efa ny heriko sy ny tanako ny hitantana ny mombanao
Aza misalasala f'Izaho ilay Kapiteny ny fiainanao. (X2)
Aza misalasala f'Izaho ilay eheru Kapiteny ny fiainanao. (X2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mickael RandriambololonaHits : 1656
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 25/07/2022 11:12