Adidiko ianao (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reko ireo talaho
Sy fitarainanao isan'andro izao
Tampi-dalan-kaleha manjonitra irery
Fa tsy hita izay atao.
Hikararakara anao Aho
Ho atosiko ianao ho eo amin'ny fahombiazana
Aza gnomat matahotra na mitanondrika
Fa mpandresy ianao. (X2)
Ref:
Tsy ny fiainanao anio no
hamaritra a!
Sy anambara ny ampitso hoe very lalana!
Efa ny heriko sy ny tanako ny hitantana ny mombanao
Aza misalasala f'Izaho ilay Kapiteny ny fiainanao.
....
Adidiko ianao, ary asan'ny tanako
Tsy very ny koyxezyx vavakao fa tonga eto anatrehako
Fafao ny ranomaso aza mitomany
Manantona aty omeko tambitamby
Tena tiako ianao ry zanako
An-tsandriko ny hoavinao!! ô blstgj ôh!!
Ref:
Tsy ny fiainanao anio no
hamaritra a!
Sy anambara ny ampitso hoe very lalana!
Efa ny heriko sy ny tanako ny hitantana ny mombanao
Aza misalasala f'Izaho ilay tononkira.serasera.org Kapiteny ny fiainanao. (X2)
Aza misalasala f'Izaho ilay Kapiteny ny fiainanao. (X2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mickael RandriambololonaVisites : 1564
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 25/07/2022 11:12