Sarobidy loatra (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra Tompo ô! ny nanavotaNAO anay
Nekenao mba ho sorona ny Tenanao mba ho may
Tsy nahoanao akory rfibsp izany ratra sy ny vono koa
Hatramin'ny eso sy ny latsa
NozakaiNAO avokoa
Sarobidy loatra Ry Jesoa uquxztbg ny nanoloraNAO ny Ranao
Izay nijininika nitete avy tao Kalvary tononkira.serasera.org tao
Maro quogsnv be no nino fa tena Andriamanitra Ianao
Fa tsy zakan'olombelona ny mafy niaretaNAO
Sarobidy Andriamanitra ô! izany Fitiavanao
Toy ny tsy mba nolalainao ny Zanaka lahitokaNAO
Ny fonay olombelona tsy mba mahatanty izao
teny tokana Ry Tompo ô! misaotra e misaotra Anao

--------
Rohy: