Ry mangetaheta ô! (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mangetaheta ô! avia manantona ka misotroa
Amin'ny rano pxie czbfyjjw velona omen'Ny Tompo ho anao tokoa
Fiv.: Tsy ny fahotana vitanao na ny helokao izay tononkira.serasera.org miavosa re
No hamalian'Ny Tompo sanatria
Fa tiany ho vonjena ianao ka maneke
Jesosy Ilay Mofon'aina izay mahavelona ny mino
Toy kvuy ny ando vao maraina
Ampy mizara tsy nisy adino
Fiv.:.......
Ianao izay notahin'Ny Ray hiatrika ny Fiandrianany
Ny ranomaso hatrizay fafany amin'ny Tanany
Fiv.:.....
Tsy maintsy ho tonga ny fotoana izay hiverenana amin'ny taloha
Vovoka sisa no hanoloana
F'ilay fanahy ve mba ho tody soa?
Fiv.:....

--------
Lien: