Sarobidy loatra (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra Tompo ô! ny nanavotaNAO anay
Nekenao mba ho sorona ny Tenanao mba ho may
Tsy nahoanao akory izany ratra sy ny tononkira.serasera.org vono koa
Hatramin'ny eso sy ny latsa
NozakaiNAO avokoa
Sarobidy loatra Ry Jesoa ny nanoloraNAO ny Ranao
Izay nijininika nitete avy tao Kalvary tao
Maro be no nino fa tena gkdc Andriamanitra Ianao
Fa tsy zakan'olombelona ny mafy niaretaNAO
Sarobidy Andriamanitra ô! izany Fitiavanao
Toy ny tsy mba nolalainao ny Zanaka lahitokaNAO
Ny fonay olombelona tsy ynndgj mba mahatanty izao
teny tokana Ry Tompo ô! misaotra e misaotra ypceh Anao

--------
Lien: