Sarobidy loatra (Mi.A.Z.A.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra Tompo ô! ny nanavotaNAO anay
Nekenao mba ho sorona ny Tenanao mba ho may
Tsy nahoanao akory izany ratra sy pzfxlhyb tononkira.serasera.org ny vono koa
Hatramin'ny eso sy ny latsa
NozakaiNAO avokoa

Sarobidy loatra Ry Jesoa ny nanoloraNAO ny Ranao
Izay nijininika nitete avy tao Kalvary tao
Maro be no nino fa tena Andriamanitra Ianao
Fa tsy zakan'olombelona ny mafy swio niaretaNAO

Sarobidy Andriamanitra ô! izany Fitiavanao
Toy ny tsy mba nolalainao ny Zanaka lahitokaNAO
Ny fonay olombelona tsy mba mahatanty izao
teny tokana unuffa Ry Tompo ô! misaotra e misaotra Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mi.A.Z.A.
Visites : 1636
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fengyi
Date : 03/06/2016 10:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306