Tompo ô! (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! uxmu miantso Anao izahay
Tompo ô! mba henoy ny vavakay
Tompo ô! mitalaho famonjena avy Aminao
(vonjeo izahay)
Tompo ô! miandrandra famonjena Aminao izahay (2fois)
Tompo ô! afao tcdtif ity taninay ity
Feno ota feno ezyt faharatsiana
Feno fangejana toa voafatotry satana
Fa mitombo haratsiana
Toa lasa feno fahoriana
Minia mirona amin'ireo ratsy
Mivaro lavo amin'ireo fanompoan_tsampy ô ô ô
Tompo ô! miantso Anao izahay
Tompo ô! mba henoy ny vavakay
Tompo ô! mitalaho famonjena avy Aminao
(vonjeo izahay)
Tompo ô! henoy ny zanakao mitalaho (2fois)
Tompo ô! asehoy ny Herinao e
Ny Fanahinao masina anie no hanjaka ety
Ny Voninahitrao anie hamiratra ho tononkira.serasera.org doria
Avereno ao am_balanao ireo ondry izay nania e e e

--------
Link: