Hoderainay lalandava (Mi.A.Z.A.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderainay lalandava Ianao Jehovah Ray
Mampiseho ny mazava taminay tsirairay
Mampijoro ny tanora ho mpitory teny soa
Ka jdccbmqq na hisy manakora juqgs tsy mba kivy tononkira.serasera.org ny ao am_po

Ny Fitiavanao Ry Tompo no nampiorina ireo
Hiara_miasa ka hanompo hanafoana ny toreo
Vonona hanara_dia sy hiaritra ny mafy
Ny hihemotra dia sanatria hiatrika ireo mpandrafy

Manantena jcvwtns ny handresy ny asa ratsin'ny satana
Ka mba hifanesisesy ny Herin'ny Fahazavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mi.A.Z.A.
Vangy : 1487
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fengyi
Daty : 03/06/2016 10:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298