Dera, laza (Mi.A.Z.A.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera, Laza, Hery, Haja
No entinay misaotra anao
Noho izao andro manan_danja
Taona zina eto aminay
Voninahitra avo jobrbpfv indrindra
Asetrinay ny asaNAO
Taranaka izay nifandimby
Indray hanefa ireo adidy

Fiv.: Finoana, Fanantenana ary koa fitiavana
          Izay toko telo nahamasaka
        zmraj   Ka nampifoha ny ambom_po
    tononkira.serasera.org       Finoana, Fanantenana ary koa fitiavana
          Nahafahana namita ilay manda sarobidy indrindra

Saotra, Hafaliana hatrany
Antefanay Aminao
Tompo ô! mba mitalao
Jereo ireo taranaka ao
Mbola kely tsy apnnjs ampy hery
Tsy afaka mandeha irery
Ka miandry ny fanahinao
Hitari_dalana anay

Fiv.: Finoana, Fanantenana ary koa Fitiavana......(2fois)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mi.A.Z.A.
Vangy : 1869
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fengyi
Daty : 20/05/2016 21:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327