Zovy (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noharinao izao rehetra izao (Andriamanitra)
Omenao avokoa mba itoeranay
Hihoby izahay faly tena faly mfcgodop (tretrika tokoa)
Izay napetrakao ho mpanjakan'ny voary (2fois)
Fiv.: Zovy no tsy hiandrandra (hidera haleloia) hanokatra ny vavany
Zovy no tsy hiankohoka (hangata_pamelana) hiondrika Aminao
Zovy no tsy hihaino (hivavaka mangina) sy hanome ny fony
Zovy no tsy hiandry hanantena hatrany
Fitahiana famonjena(2fois)
Ny rano an'ala ny voninkazo soa (zava_boaharinao)
Izay tazanina manintona avokoa
Kanto izy ireny fa asa_tananao (ka tandremanay)
Sambatra izahay fa miaraka Aminao (2fois)

Zovy lycol no tsy hiankohoka tononkira.serasera.org (hangata_pamelana) hiondrika Aminao
Zovy no tsy hihaino vocwgt (hivavaka mangina) sy hanome ny fony

--------
Link: