Isaoranay (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay Ianao Fitiavana ukxlzgh ô
Ny tolo-tsaina avy Aminao
Na dia tsy mendrika aza izahay
Dia notoloraNAO izay sahaza
Ampianaro hahalala
Fa Ianao no pktvvb fanorenanay
Ka ny lanitra sy ny tany
Ho vavolombelona raisinay (2fois)
Andriamanitra ô! tahioNAO
Ho tokantrano herybiz mendrika tononkira.serasera.org tokoa
Ka mba hanjaka ao ny Teninao
Ho fanilo sy jironay ety
Mba hamasino Tompo ô!
Hanaja ny didim-pitiavanao
Ka hiorina ao aminay
Mba ho mendrika ny Fitiavana (2fois)
Ny tolo-tsaina avy Aminao
Na dia tsy mendrika aza izahay
Dia notoloraNAO izay sahaza
Ampianaro hahalala
Fa Ianao no pktvvb fanorenanay
Ka ny lanitra sy ny tany
Ho vavolombelona raisinay (2fois)
Andriamanitra ô! tahioNAO
Ho tokantrano herybiz mendrika tononkira.serasera.org tokoa
Ka mba hanjaka ao ny Teninao
Ho fanilo sy jironay ety
Mba hamasino Tompo ô!
Hanaja ny didim-pitiavanao
Ka hiorina ao aminay
Mba ho mendrika ny Fitiavana (2fois)
--------
Lien:
