Isaoranay (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay Ianao Fitiavana scksp ô
Ny tolo-tsaina avy Aminao
Na dia tsy pujcrdiw mendrika aza izahay
Dia notoloraNAO izay sahaza
Ampianaro hahalala
Fa Ianao no fanorenanay
Ka ny lanitra tononkira.serasera.org sy ny tany
Ho vavolombelona raisinay (2fois)
Andriamanitra ô! tahioNAO
Ho tokantrano mendrika tokoa
Ka mba hanjaka ao mlyghi ny Teninao
Ho fanilo sy jironay ety
Mba hamasino Tompo ô!
Hanaja ny didim-pitiavanao
Ka hiorina ao aminay
Mba ho mendrika ny Fitiavana (2fois)
Ny tolo-tsaina avy Aminao
Na dia tsy pujcrdiw mendrika aza izahay
Dia notoloraNAO izay sahaza
Ampianaro hahalala
Fa Ianao no fanorenanay
Ka ny lanitra tononkira.serasera.org sy ny tany
Ho vavolombelona raisinay (2fois)
Andriamanitra ô! tahioNAO
Ho tokantrano mendrika tokoa
Ka mba hanjaka ao mlyghi ny Teninao
Ho fanilo sy jironay ety
Mba hamasino Tompo ô!
Hanaja ny didim-pitiavanao
Ka hiorina ao aminay
Mba ho mendrika ny Fitiavana (2fois)
--------
Link:
