Isaoranay (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay Ianao Fitiavana ô
Ny tolo-tsaina avy kfmjbszf Aminao
Na dia tsy mendrika aza izahay
Dia notoloraNAO izay sahaza
Ampianaro hahalala
Fa Ianao no fanorenanay
Ka ny lanitra sy ny tany
Ho hstq hprl vavolombelona raisinay (2fois)
Andriamanitra tononkira.serasera.org ô! tahioNAO
Ho tokantrano mendrika tokoa
Ka mba hanjaka ao ny Teninao
Ho fanilo sy jironay ety
Mba hamasino Tompo ô!
Hanaja ny didim-pitiavanao
Ka hiorina ao aminay
Mba ho mendrika ny Fitiavana (2fois)
Ny tolo-tsaina avy kfmjbszf Aminao
Na dia tsy mendrika aza izahay
Dia notoloraNAO izay sahaza
Ampianaro hahalala
Fa Ianao no fanorenanay
Ka ny lanitra sy ny tany
Ho hstq hprl vavolombelona raisinay (2fois)
Andriamanitra tononkira.serasera.org ô! tahioNAO
Ho tokantrano mendrika tokoa
Ka mba hanjaka ao ny Teninao
Ho fanilo sy jironay ety
Mba hamasino Tompo ô!
Hanaja ny didim-pitiavanao
Ka hiorina ao aminay
Mba ho mendrika ny Fitiavana (2fois)
--------
Lien:
