Tsy haiko (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko ny hangina ry Jesoa Tompo o!
fa he ity fahoriana nekenao hoentina
tononkira.serasera.org ho famonjena ahy
Raha mbola velona aho pzuw izao no voadiko
hifikitra aminao aho ry andriamanitro
hidera anao aho
hidera anao jesoa
tsy hisy hasaraka ahy
amin’lay tananao gqun
ity aho ry Jesoa
ny fiainako sisa homeko ho irakao
Tsy haiko ny tsy hilaza ry Jesoa Tompo o!
ziti ny efitra dia rava fa nopotehinao
mba tsy hahavery ahy
fa he ity fahoriana nekenao hoentina
tononkira.serasera.org ho famonjena ahy
Raha mbola velona aho pzuw izao no voadiko
hifikitra aminao aho ry andriamanitro
hidera anao aho
hidera anao jesoa
tsy hisy hasaraka ahy
amin’lay tananao gqun
ity aho ry Jesoa
ny fiainako sisa homeko ho irakao
Tsy haiko ny tsy hilaza ry Jesoa Tompo o!
ziti ny efitra dia rava fa nopotehinao
mba tsy hahavery ahy
--------
Rohy:
