Vonona aho! (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manolo-tena aho izao ry Ray manolotena ho ayfljn anao
ho isan’ireo mpianatrao irakao ka hampandroso ny asanao
ref:indro homeko avokoa ny tena sy ny fo
hanao ny asanao s’izay sitrakao
ka raiso e! ry Tompo fa vonona aho hanompo anao
indro atolotro ihany koa zay rehetra ananako
tsy hitsitsiako herim-po tokoa ny hanao ireo asanao
Tsy tanteraka aho Tompo o! ka ebfq omeo ny herinao tononkira.serasera.org
ity mpanomponao izao raha hanao ireo asanao
tonony sy feony pwjbac : Lanto ANDRIAMANDROSO

--------
Lien: