Tsy haiko (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko ny hangina ry Jesoa Tompo o!
jlrt fa he ity fahoriana nekenao hoentina
ho famonjena ahy
Raha mbola velona tononkira.serasera.org aho izao no voadiko
hifikitra aminao aho ry andriamanitro
hidera anao aho
hidera anao jesoa
tsy hisy hasaraka ahy
amin’lay tananao
ity aho ry Jesoa
ny fiainako sisa homeko ho irakao
Tsy haiko ny tsy hilaza ry Jesoa Tompo o!
gyzb ny efitra dia rava fa nopotehinao
dcpwwpcr mba tsy hahavery ahy

--------
Link: