Tsy haiko (Manafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
         Tsy haiko ny hangina ry Jesoa Tompo o!
         fa he ity oxvg fahoriana nekenao exqmi hoentina
         ho famonjena ahy
Raha mbola velona aho tononkira.serasera.org izao no voadiko
  hifikitra aminao aho ry andriamanitro
hidera anao aho
hidera anao jesoa
tsy hisy hasaraka ahy
amin’lay tananao
ity aho ry Jesoa
  ny fiainako sisa homeko ho irakao
                Tsy haiko ny tsy hilaza ry Jesoa Tompo o!
                  ny efitra dia rava fa nopotehinao
                 mba tsrmccso tsy hahavery ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Manafi
Visites : 2836
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrytsoa
Date : 06/03/2006 13:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344