RAHA IANAO (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha Ianao no momba ahyRaha Ianao no momba ahy Jesosy o!
Tahotra, ny ahiahy tsy hahozongozona ilay finoako
Toky ho ahy ny teninao hoe aza matahotra
F'efa niantso ahy Ianao ka hiaro ahy izao
Ref:
(Fa toky) toky ho ahy Ianao Jesoa
(Ka) n'inona n'inona mihatra amiko
Tsy hampiverin-dalana, fitsapana mahamay
(Eny fa) n'iza n'iza hanenjika
(Dia) tsy hamaly aho fa eo Ianao Jesoa
Eo Ianao hiady fa hangina ao Jesoa
2-Fantatro tokoa Jesoa
Fa tsy mora no miandry anay ety
Fahavalo marobe te hisintona anay tsy hanompo Anao
Nefa kosa hoy aho hoe iza no hatohitra
Raha Ianao no momba ahy
Ho mpandresy aho Jesoa
Ref......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ManafiVangy : 1336
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : havoberesaka
Daty : 06/06/2018 10:05