RAHA IANAO (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha Ianao no momba ahy
Raha Ianao no momba ahy Jesosy o!
Tahotra, ny ahiahy tsy hahozongozona ilay finoako
Toky ho ahy ny teninao hoe aza matahotra
F'efa niantso ahy Ianao ka hiaro ahy izao
Ref:
(Fa toky) toky ho ahy Ianao Jesoa
(Ka) n'inona n'inona mihatra amiko
Tsy hampiverin-dalana, fitsapana mahamay
(Eny fa) n'iza n'iza hanenjika
(Dia) tsy hamaly aho fa qymjk eo Ianao Jesoa
Eo Ianao hiady fa hangina ao Jesoa
2-Fantatro tokoa Jesoa
Fa tsy mora no miandry anay ety
Fahavalo marobe te flap hisintona anay tsy tononkira.serasera.org hanompo Anao
Nefa kosa hoy aho hoe iza no hatohitra
Raha Ianao adpvv no momba ahy
Ho mpandresy aho Jesoa
Ref......

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ManafiHits : 1927
Likes : 1 Like
Created by : havoberesaka
Date : 06/06/2018 10:05