Tsy haiko (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy zbmlvcx haiko ny hangina ry Jesoa Tompo o!
qrav fa he ity fahoriana nekenao hoentina
ho famonjena ahy
Raha mbola velona aho izao no voadiko
hifikitra aminao aho ry andriamanitro
hidera anao aho
hidera anao jesoa
tsy hisy hasaraka ahy
amin’lay tananao
ity aho ry Jesoa
qufqg ny fiainako sisa homeko ho irakao
Tsy haiko ny tsy hilaza ry Jesoa Tompo o!
tononkira.serasera.org ny efitra dia rava fa nopotehinao
mba tsy hahavery ahy

--------
Rohy: