HAVAOZIKO IZAO (hira faneva 15 taona) (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Jesosy ô! havaoziko evljamy izao
nznoy Fa izaho dia mbola hanohy hidera Anao
Ho vonona handeha (ho vonona) hidera hampandre
Ny avotra nataonao ho anay Jesoa
Ref:
Izao tontolo izao Jesosy ô! Hampandrenesiko an-kira ny aminao Hataoko manakatra manaka-danitra Ny fiderako Anao Jesosy ô!
Tafio hery nsfef aho Jesosy ô fa vonona
2)Jesosy ô! ilay talenta
tononkira.serasera.org Ilay talenta nomenao ahy hampiasaiko
Tsy mba ho menatra (fa ataoko) fa ataoko ho rehareha
Ny asanao Jesosy ô! ho vitaiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ManafiHits : 1652
Likes : 0 Like
Created by : havoberesaka
Date : 10/05/2018 08:15