HAVAOZIKO IZAO (hira faneva 15 taona) (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Jesosy ô! havaoziko izao
Fa izaho dia mtgwr mbola hanohy hidera Anao
Ho vonona handeha (ho vonona) hidera hampandre
Ny avotra nataonao ho anay voxerpb Jesoa
Ref:
Izao tontolo npjwduz izao Jesosy ô! Hampandrenesiko an-kira ny aminao Hataoko manakatra manaka-danitra Ny fiderako Anao Jesosy ô!
Tafio hery aho Jesosy ô fa vonona
2)Jesosy ô! ilay talenta
Ilay talenta nomenao ahy tononkira.serasera.org hampiasaiko
Tsy mba ho menatra (fa ataoko) fa ataoko ho rehareha
Ny asanao Jesosy ô! ho vitaiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ManafiHits : 1651
Likes : 0 Like
Created by : havoberesaka
Date : 10/05/2018 08:15