HAVAOZIKO IZAO (hira faneva 15 taona) (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Jesosy ô! havaoziko izao
cbvuqugx Fa izaho dia mbola hanohy hidera Anao
Ho vonona handeha (ho vonona) hidera hampandre
Ny avotra nataonao ho anay Jesoa
Ref:
Izao bywdtl tontolo izao Jesosy ô! Hampandrenesiko an-kira ny aminao Hataoko lediviu manakatra manaka-danitra Ny fiderako Anao Jesosy ô!
Tafio hery aho Jesosy ô fa vonona
2)Jesosy ô! ilay talenta
Ilay talenta nomenao ahy hampiasaiko
tononkira.serasera.org Tsy mba ho menatra (fa ataoko) fa ataoko ho rehareha
Ny asanao Jesosy ô! ho vitaiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ManafiHits : 1593
Likes : 0 Like
Created by : havoberesaka
Date : 10/05/2018 08:15