Tsiaro (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omenareo ve ry dada, omenareo ve ry neny, omenareo ve ry dada sy neny ny zo-anay (x2)
Raha mihirahira izahay (x3), lazaina nakgnue mitabataba
Feon’angorodao manakoako avy lavitra, hiran’ankizy maro mifangaro mahafinaritra
Fa toa mampahatsiaro lmgapou ahy ny fahazazako, ny mihaino azy ireo mihira sy mitabataba
Fiverenana:
Efa ela moa no mba naniriako, fon’ny mbola zaza aho ka tsy ho adinoiko
Mba te ho mpihira, ka mba mihirahira, dia mandika izay mba vazo tiako
tononkira.serasera.org Feon-gitara manakoako avy lavitra, hiran’ankizy maro mifangaro mahafinaritra
Fa toa mampahatsiaro ahy ny fahazazako, ny mihaino crfh azy ireo mihira sy mitabataba
Namorona ny tonony sy ny feony: LOVA MAMISOA
Angorodao: YVON
Gitara: BOUM/Solo : MANITRA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lova MamisoaVangy : 3044
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasy22
Daty : 08/04/2014 09:24