Tsiaro (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omenareo ve ry dada, omenareo ve ry neny, omenareo ve ry tononkira.serasera.org dada sy neny ny zo-anay (x2)
Raha mihirahira izahay pdaqg (x3), lazaina cuqxeiv mitabataba
Feon’angorodao manakoako avy lavitra, hiran’ankizy maro mifangaro mahafinaritra
Fa toa mampahatsiaro ahy ny fahazazako, ny mihaino azy ireo mihira sy mitabataba
Fiverenana:
Efa ela moa no mba sdquphe naniriako, fon’ny mbola zaza aho ka tsy ho adinoiko
Mba te ho mpihira, ka mba mihirahira, dia mandika izay mba vazo tiako
Feon-gitara manakoako avy lavitra, hiran’ankizy maro mifangaro mahafinaritra

Namorona ny tonony sy ny feony: LOVA MAMISOA
Angorodao: YVON
Gitara: BOUM/Solo : MANITRA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lova MamisoaVisites : 3043
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasy22
Date : 08/04/2014 09:24