Tsiaro (Lova Mamisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omenareo ve ry dada, omenareo ve ry neny, omenareo ve ry dada sy neny ny zo-anay (x2)
Raha mihirahira izahay (x3), lazaina mitabataba

Feon’angorodao manakoako avy lavitra, tononkira.serasera.org hiran’ankizy maro mifangaro mahafinaritra
Fa toa mampahatsiaro ahy ny fahazazako, ny mihaino azy ireo mihira sy mitabataba

Fiverenana:
Efa ela moa no mba naniriako, fon’ny mbola zaza aho ka tsy ho adinoiko
Mba te ho mpihira, ka mba mihirahira, ymofajxl dia mandika cvhz izay mba vazo tiako
Feon-gitara manakoako avy lavitra, hiran’ankizy maro mifangaro mahafinaritra
Fa toa mampahatsiaro hgelafx ahy ny fahazazako, ny mihaino azy ireo mihira sy mitabataba

Namorona ny tonony sy ny feony: LOVA MAMISOA
Angorodao: YVON
Gitara: BOUM/Solo : MANITRA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lova Mamisoa
Hits : 3120
Likes : 0 Like
Created by : gasy22
Date : 08/04/2014 09:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2384