Tsiambaratelo (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo utkbwvnl foana aho fa tsy hainao,nanara-maso anao
Te iray lalana aminao iny,entanim-pitiavana
Manahy nefa aho ny hiteny,
sao lavinao ilay fitia
Ka aleo ho ahy samirery eldy ho tsiambaratelo gudwh ilay fitiavako anao iny
Hitia mangina anao ny fo
Tsy heloko,tsy hadisoiko (x2)
Malefa-pijery,tsy dia be teny, ianao iny
Tsara fanahy ka nahababo ahy, ianao iny
Manahy nefa aho ny hiteny,
sao lavinao ilay fitia
Ka aleo tononkira.serasera.org ho ahy samirery ho tsiambaratelo ilay fitiavako anao iny
Hitia mangina anao ny fo
Tsy heloko, tsy hadisoiko (x2)
Fa raha misy fo mitempo any ho any,
ianao moa ve tsy hamaly, na dia fihetsika fotsiny ary?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lova MamisoaVangy : 2110
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : natachacook22
Daty : 11/12/2016 14:15