Tsiambaratelo (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo foana aho fa tsy hainao,nanara-maso anao
Te iray lalana tononkira.serasera.org aminao iny,entanim-pitiavana
Manahy uwwcxj nefa aho ny hiteny,
sao lavinao ilay fitia
Ka aleo ho ahy samirery ho tsiambaratelo ilay fitiavako anao iny
Hitia mangina anao ny fo
Tsy heloko,tsy hadisoiko (x2)
Malefa-pijery,tsy dia be teny, ianao iny
Tsara fanahy ka nahababo ahy, ianao iny
Manahy nefa aho ny hiteny,
sao lavinao ilay fitia
Ka aleo ho ahy samirery ho tsiambaratelo ilay qyoyv fitiavako anao iny
Hitia mangina anao ny fo
Tsy heloko, tsy hadisoiko (x2)
Fa raha misy fo mitempo any ho lgbdynmw any,
ianao moa ve tsy hamaly, na dia fihetsika fotsiny ary?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lova MamisoaVisites : 2109
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : natachacook22
Date : 11/12/2016 14:15