Tiako ianao (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teny kely manandanja ka raha tsy voalaza
Dia mety hanimba sy hampahantra
Teny fohy wuwf tena tsotra fa raha tsy voakoja
Dia mety handrava sy tononkira.serasera.org hampiova
'Lay teny hoe : "Tiako ianao", oh! Rahavana a!
Tsy tononona am-bava amin'izao fa lazaina am-pitiavana
Teny kely manandanja ka zefyku raha tsy voalaza
Dia mety hanimba sy hampahantra
Teny fohy tena tsotra fa raha tsy voakoja
Dia mety handrava sy hampiova

Tsy tononona imotwxf am-bava amin'izao fa arahim-pitiavana
(Solo)
AC : Lova Mamisoa
Violon : Yvon

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lova MamisoaVangy : 2927
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasy22
Daty : 08/04/2014 09:20