Tiako ianao (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teny kely manandanja ka raha tsy voalaza
Dia mety ndbvc hanimba sy hampahantra
Teny fohy tena tsotra fa raha tsy voakoja
Dia mety handrava sy hampiova
'Lay teny hoe : "Tiako ianao", oh! Rahavana a!
Tsy tononona am-bava amin'izao fa lazaina am-pitiavana

Dia mety hanimba jlsrg sy hampahantra

tononkira.serasera.org Tsy nhxuk tononona am-bava amin'izao fa arahim-pitiavana
(Solo)
AC : Lova Mamisoa
Violon : Yvon

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lova MamisoaHits : 2864
Likes : 0 Like
Created by : gasy22
Date : 08/04/2014 09:20