Tiako ianao (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teny kely manandanja ka raha tsy voalaza
Dia mety hanimba sy hampahantra
Teny fohy tena tsotra fa raha tsy voakoja
Dia mety handrava sy hampiova
'Lay teny hoe : "Tiako ianao", oh! Rahavana a!
Tsy tononona am-bava amin'izao fa lazaina am-pitiavana
Teny kely manandanja ka lduoq raha tsy voalaza
Dia mety hanimba sy hampahantra
Teny fohy tena tsotra luokc fa raha tsy voakoja
Dia tononkira.serasera.org mzefnx mety handrava sy hampiova

Tsy tononona am-bava amin'izao fa arahim-pitiavana
(Solo)
AC : Lova Mamisoa
Violon : Yvon

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lova MamisoaVisites : 2860
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasy22
Date : 08/04/2014 09:20