Izao feonkira izao (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany ookyj reko manantona ahy feom-balihy
Efa henoko manakoako
Miantsoantsoa mafy ahy izy sy ny gitara
Hanome tsiky tononkira.serasera.org ho anao ny feon'angorodao
Toy ny masoandro feno hazavàna
Hitondra ainga vao izao feonkira izao
Refrain: irxbm
Feom-balihy yjtnlr no hampihira anao
Hampadihy sy hampifalifaly ery
Feon'angorodao no hampilalao
Hanala izay rehetra olanao
Namorona ny tonony sy ny feony : Lova Mamisoa
Valihy : Baina
Angorodao : Yvon
Violon : Rakoto
Efa henoko manakoako
Miantsoantsoa mafy ahy izy sy ny gitara
Hanome tsiky tononkira.serasera.org ho anao ny feon'angorodao
Toy ny masoandro feno hazavàna
Hitondra ainga vao izao feonkira izao
Refrain: irxbm
Feom-balihy yjtnlr no hampihira anao
Hampadihy sy hampifalifaly ery
Feon'angorodao no hampilalao
Hanala izay rehetra olanao
Namorona ny tonony sy ny feony : Lova Mamisoa
Valihy : Baina
Angorodao : Yvon
Violon : Rakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lova MamisoaVangy : 2051
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : gasy22
Daty : 08/04/2014 12:56
