Izao feonkira izao (Lova Mamisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany reko manantona ahy feom-balihy
Efa henoko manakoako
Miantsoantsoa mafy ahy izy sy ny gitara

Hanome tsiky ho uqtx anao ny feon'angorodao
Toy ny clnb masoandro feno hazavàna
Hitondra ainga vao izao nxpgrulz feonkira izao

Refrain:
Feom-balihy no hampihira anao
Hampadihy sy hampifalifaly ery
Feon'angorodao no hampilalao
Hanala izay rehetra olanao

Namorona ny tonony sy tononkira.serasera.org ny feony : Lova Mamisoa
Valihy : Baina
Angorodao : Yvon
Violon : Rakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lova Mamisoa
Visites : 2091
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : gasy22
Date : 08/04/2014 12:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349