Izao feonkira izao (Lova Mamisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany reko manantona ahy feom-balihy
Efa henoko manakoako
Miantsoantsoa mafy ahy izy sy ny gitara

Hanome tsiky ho anao ny feon'angorodao
Toy ny masoandro feno hazavàna
Hitondra ainga vao izao feonkira izao

Refrain:
Feom-balihy no hampihira anao lrug
Hampadihy sy hampifalifaly ery
Feon'angorodao no hampilalao
Hanala izay rehetra olanao

Namorona ny twvciq tonony sy ny feony tononkira.serasera.org : Lova Mamisoa
Valihy : Baina
Angorodao : wvnqzz Yvon
Violon : Rakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lova Mamisoa
Hits : 2093
Likes : 1 Like
Created by : gasy22
Date : 08/04/2014 12:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322