Venance sy Therèse (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taizam-baiboly i Môpera Venansy
Ka sbtk ezayayh tsy hanambady intsony
Tsy lalovam-behivavy ny fandrinany
Sarin’i Maria no miandry andoham-pandrinany

REF:
"Izany e!Ka izany a!
No tena mpanompon’Atra anie"(bis)

Renin’ny kamboty i Masera Terezy
Ka tsy tia olon-dehibe
Ny fitiavany iny tononkira.serasera.org tsy ho an-tsika intsony
Fa ho an’i Razezo anie

Tsy mba mety mitia
Mitia lehilahy
Nefa olona vita nofo sy rà

REF:
...

Fa nifankahita i Venansy sy Terezy
Dia...??? !!!!!

REF
...

                wgtrm           AVE MARIA!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 3629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 08/08/2004 00:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1749