Venance sy Therèse (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taizam-baiboly i Môpera Venansy
Ka tsy hanambady intsony
Tsy lalovam-behivavy ny fandrinany
Sarin’i Maria no miandry andoham-pandrinany

REF:
"Izany e!Ka izany a!
No tena mpanompon’Atra anie"(bis)

Renin’ny kamboty i Masera Terezy
Ka tsy tia olon-dehibe
Ny fitiavany iny tsy ho an-tsika intsony
Fa ho an’i Razezo anie

Tsy mba mety mitia
Mitia lehilahy
Nefa olona vita nofo sy rà

REF:
...

Fa nifankahita i Venansy sy Terezy
Dia...??? !!!!!

REF
...

                          AVE MARIA!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lolo sy ny tariny
Visites : 3188
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 08/08/2004 00:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0852