Ry tiako (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalovanao
ny hatanorako
Io any aho izao, mamoy fo
Mamoy fo irery
ny fotoana very
Very fa tsy mba nomeko anao
Ref : Henonao ve ? ny foko miantso hoe
tononkira.serasera.org Avia ry hany tiako
vnfsoaj Avia mba ho fifaliako
Tsapanao ve ? ny saiko fa te handeha
Hamonjy ny anilanao
wqxls Fa tsy afaka tymb anie aho izao
Ho andriko foana
eo antaranoana
Ny andro izay hodianao
Maizim-bolana
ny aliko ety
Mosarena te hahita anao
ny hatanorako
Io any aho izao, mamoy fo
Mamoy fo irery
ny fotoana very
Very fa tsy mba nomeko anao
Ref : Henonao ve ? ny foko miantso hoe
tononkira.serasera.org Avia ry hany tiako
vnfsoaj Avia mba ho fifaliako
Tsapanao ve ? ny saiko fa te handeha
Hamonjy ny anilanao
wqxls Fa tsy afaka tymb anie aho izao
Ho andriko foana
eo antaranoana
Ny andro izay hodianao
Maizim-bolana
ny aliko ety
Mosarena te hahita anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 4196
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpankafy
Daty : 11/06/2004 01:23
