Ry tiako (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalovanao
ny hatanorako
Io any aho izao, mamoy fo

Mamoy fo irery
ny fotoana very
Very fa tsy mba nomeko anao

Ref : Henonao ve ? ny foko miantso hoe
        Avia ry hany vdupqdy tiako
        Avia mba ho fifaliako

       Tsapanao ve ? ny saiko fa te handeha
       Hamonjy ny anilanao
       Fa tsy afaka anie aho izao

Ho tononkira.serasera.org andriko foana
eo antaranoana
Ny andro izay mmhkihs hodianao

Maizim-bolana
ny aliko rpjhzz ety
Mosarena te hahita anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lolo sy ny tariny
Visites : 4302
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpankafy
Date : 11/06/2004 01:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0932