Malala (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala izaho anie tsy niova fa mbola jiolahim-boto eh!!
Malala hatramin’izao anie aho gkykj mbola miteny maloto
Malala mandrak’androany anie aho ka mbola alim-pody
Misotro foana(2), dia mamo miantso ny anaranao
Malala hatramin’izao anie aho ka mbola mafy ady
Malala ianao foana izao no ataoko tononkira.serasera.org fitady
Malala hatramin’izao anie aho ka tsy mino an’Andriamanitra
Fa mino anao aho(2), mivavaka amin’ny anaranao.
Malala ny akanjoko hatramin’izao ka mbola rovi-damba
Malala izaho tsy mety miova mbola solon’olona mihaja
Malala indray andro any angamba aho mbola mety hiova hezib ihany
Olom-baovao aho(2), hanome voninkazo attc anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 20104
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/10/2001 18:10