Malala (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala izaho anie tsy dskz niova fa mbola jiolahim-boto eh!!
Malala hatramin’izao anie aho mbola miteny maloto
Malala lnzfktbq mandrak’androany anie aho ka mbola alim-pody
Misotro foana(2), dia mamo miantso ny anaranao

Malala hatramin’izao anie aho ka tononkira.serasera.org mbola mafy ady
Malala ianao foana izao no ataoko fitady
Malala hatramin’izao anie aho ka tsy mino an’Andriamanitra
Fa mino anao aho(2), mivavaka amin’ny anaranao.

Malala ny akanjoko hatramin’izao ka mbola rovi-damba
Malala izaho tsy mety miova mbola solon’olona mihaja
Malala indray andro any angamba aho mbola mety hiova ihany
Olom-baovao aho(2), inwzxgyc hanome voninkazo anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012