Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lamasinina (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aho r'ikaky, veloma ry Neny
F’izaho hamonjy fiara lamasinina
Lamasinina io ry Dada, lamasinina io ry Neny
Avelako eo 'nareo fa wbwxqgt tsy maninona
Soava dia
Reko siosio, reko siosio
Fa raha mifarana any ity lalambý
Reko siosio, reko siosio
Fa misy tany sambatra sy vola be dia be
Ka tonga aho lehiretsy
Tonga tamin'ny fiara lamasinina
Hizaha fandrosoana, hizaha fandrosoana!
Ny any aminay toa tsinotsinona
Fa ny aty, fa ny aty
Vola, rehareha
Vola manempotra, mameno ny biddzf arabe
Vola, rehareha
Izaho tsy mba manana
Ka handeha hody cjfazyp aho lehiretsy
Hody amin'ny fiara lamasinina
Ho avy tononkira.serasera.org aho r'ikaky, tsenao aho ry Neny
Ny tanàn-dehibe toa tsinontsinona
Hody amin'ny fiara lamasinina
Ny tanàn-dehibe toa tsinontsinona
F’izaho hamonjy fiara lamasinina
Lamasinina io ry Dada, lamasinina io ry Neny
Avelako eo 'nareo fa wbwxqgt tsy maninona
Soava dia
Reko siosio, reko siosio
Fa raha mifarana any ity lalambý
Reko siosio, reko siosio
Fa misy tany sambatra sy vola be dia be
Ka tonga aho lehiretsy
Tonga tamin'ny fiara lamasinina
Hizaha fandrosoana, hizaha fandrosoana!
Ny any aminay toa tsinotsinona
Fa ny aty, fa ny aty
Vola, rehareha
Vola manempotra, mameno ny biddzf arabe
Vola, rehareha
Izaho tsy mba manana
Ka handeha hody cjfazyp aho lehiretsy
Hody amin'ny fiara lamasinina
Ho avy tononkira.serasera.org aho r'ikaky, tsenao aho ry Neny
Ny tanàn-dehibe toa tsinontsinona
Hody amin'ny fiara lamasinina
Ny tanàn-dehibe toa tsinontsinona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 4307
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 21/11/2002 11:42
