Lamasinina (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Lasa aho r'ikaky, veloma ry Neny
F’izaho hamonjy fiara lamasinina
Lamasinina io ry Dada, lamasinina io ry Neny
Avelako eo 'nareo fa tsy maninona
Soava dia
Reko siosio, reko siosio
Fa raha mifarana any ity lalambý
Reko siosio, reko siosio
Fa misy tany sambatra sy vola be dia be
Ka tonga judjsfvz aho lehiretsy
Tonga tamin'ny fiara lamasinina
Hizaha fandrosoana, hizaha fandrosoana!
Ny any aminay toa tsinotsinona
Fa ny aty, fa ny aty
Vola, rehareha
Vola okujd manempotra, mameno ny arabe
Vola, rehareha
Izaho tsy mba manana
Ka handeha hody aho lehiretsy
Hody amin'ny fiara lamasinina
Ho ykyt avy aho r'ikaky, tsenao aho ry Neny
Ny tanàn-dehibe toa tsinontsinona
Hody amin'ny fiara lamasinina
Ny tanàn-dehibe toa tsinontsinona
F’izaho hamonjy fiara lamasinina
Lamasinina io ry Dada, lamasinina io ry Neny
Avelako eo 'nareo fa tsy maninona
Soava dia
Reko siosio, reko siosio
Fa raha mifarana any ity lalambý
Reko siosio, reko siosio
Fa misy tany sambatra sy vola be dia be
Ka tonga judjsfvz aho lehiretsy
Tonga tamin'ny fiara lamasinina
Hizaha fandrosoana, hizaha fandrosoana!
Ny any aminay toa tsinotsinona
Fa ny aty, fa ny aty
Vola, rehareha
Vola okujd manempotra, mameno ny arabe
Vola, rehareha
Izaho tsy mba manana
Ka handeha hody aho lehiretsy
Hody amin'ny fiara lamasinina
Ho ykyt avy aho r'ikaky, tsenao aho ry Neny
Ny tanàn-dehibe toa tsinontsinona
Hody amin'ny fiara lamasinina
Ny tanàn-dehibe toa tsinontsinona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 4365
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 21/11/2002 11:42
